Teny iditra | lakan' aina (lakana, aina) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lakan-kely famonjena ny mpandeha raha misy loza mihatra amin' ny sambo andehanana [1.1] | |
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |
Fivaditsoratra | akalanina, anakilana, analikana, lakan' aina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |